REDONY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Redony tononkira.serasera.org ny hira hanakoako
Araho tehaka sy lamako
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Ka velo-korana ny havanay
Feom-baliha mitaraindraina
Mampitsanga-mitoetra ireo malaina
Vahiny mandalo toa taratara
Asandrato fa kanton’i Gasikara
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e ! misy manadala e !
Misy mikitika eto an’ilako
Ny dihy latsi-tànana mahavariana
Ravahan’ny tsiky ka wjoc mahasondriana
Tsy atakalo, tsy amidy vola
Fa lova navelan’ny fahagola
Injany manako amin’ny takariva
Ny feon’aponga sy ny antsiva
Velomy ny afo mba tsy hangatsiaka
Fa kanto navelan’ny Razantsika
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e hfsicj ! misy manadala e!
Misy mikitika wbjzsvt eto an’ilako
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Araho tehaka sy lamako
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Ka velo-korana ny havanay
Feom-baliha mitaraindraina
Mampitsanga-mitoetra ireo malaina
Vahiny mandalo toa taratara
Asandrato fa kanton’i Gasikara
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e ! misy manadala e !
Misy mikitika eto an’ilako
Ny dihy latsi-tànana mahavariana
Ravahan’ny tsiky ka wjoc mahasondriana
Tsy atakalo, tsy amidy vola
Fa lova navelan’ny fahagola
Injany manako amin’ny takariva
Ny feon’aponga sy ny antsiva
Velomy ny afo mba tsy hangatsiaka
Fa kanto navelan’ny Razantsika
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e hfsicj ! misy manadala e!
Misy mikitika wbjzsvt eto an’ilako
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 745
Likes : 1 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:06
