Tena sambatra aho (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qjxv Fifaliana fiadanana hatrany
Hasambarana miboika
Tsy ho lany!
Lavitry ny sento sy ny Tomany
Fiainana miaraka amin’ny Ray (2 fois)

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena tononkira.serasera.org lafatra utuird anilanao

Fahoriana sento, latsa, tomany
Ranomaso jaly raha ny eto an-tany
Fa Jehovah Tompo Ray
‘zay Mpahary!
Manome imdwf aina ahy mandrakizay

Fiv :
Tena sambatra manana Anao
Tena lafatra anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 1875
Likes : 0 Like
Created by : nyantsafia
Date : 08/12/2015 18:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2364