Soa fa eo Ianao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adiko, mavesatra ny entako
Mila tsy ho zakako tokoa
Nefa aho natrakanao, noraisinao tononkira.serasera.org ny tanako
Dia hoy Ianao: “Izaho tsy handao anao fa hampahery anao”
Soa fa eo Ianao ry Jesosy Malala oh
Tsy mba navelanao irery
Nofanao ireo ranomaso nanakotsa whycw ny tavako
Teo Ianao nampitraka ahy tokoa
Teo ireo nanenjika koa niezaka nanakivy fo
Ireo fahavalo nanakora nanakora, naneso
Ka misaotra Anao, misaotra Anao rwlbl Ray Tsitoha
Fa Ianao tia ahy tsy niova hatrizay
Soa fa eo Ianao ry Jesosy rxtcoe Malala oh
Tsy mba navelanao irery
Nofanao ireo ranomaso nanakotsa ny tavako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 311
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 27/09/2025 20:24