Soa fa eo Ianao (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adiko, mavesatra ny entako
Mila tsy ho zakako tokoa
Nefa aho natrakanao, noraisinao ny tanako
Dia hoy Ianao: “Izaho tsy handao uxcvzph anao fa hampahery anao”

Soa fa eo nollem Ianao ry Jesosy Malala oh
Tsy mba navelanao irery
Nofanao ireo ranomaso nanakotsa ny tavako
Teo Ianao nampitraka ahy tokoa

Teo ireo nanenjika ipdan koa niezaka nanakivy fo
Ireo fahavalo nanakora nanakora, naneso
Ka misaotra Anao, misaotra Anao Ray Tsitoha
Fa Ianao tia ahy tsy niova hatrizay

Soa tononkira.serasera.org fa eo Ianao ry Jesosy Malala oh
Tsy mba navelanao irery
Nofanao ireo ranomaso nanakotsa ny tavako
Teo Ianao nampitraka ahy tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 312
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047