Ampidiro aloha ny tenimiafina
Soa fa eo Ianao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adiko, mavesatra ny entako
Mila tsy ho zakako tokoa
Nefa aho natrakanao, noraisinao ny tanako
Dia hoy Ianao: “Izaho tsy handao anao fa hampahery anao”
Soa fa eo Ianao ry Jesosy Malala oh
Tsy mba navelanao zicjbkxr irery
Nofanao ireo ranomaso nanakotsa ny tavako
Teo Ianao nampitraka ahy tokoa
Teo ireo nanenjika koa niezaka nanakivy fo
Ireo fahavalo nanakora nanakora, naneso
Ka misaotra Anao, misaotra Anao Ray Tsitoha
Fa Ianao xeqmrbs tia ahy tsy yzztmvz niova hatrizay
Soa fa eo Ianao ry Jesosy Malala oh
Tsy mba tononkira.serasera.org navelanao irery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 314
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:24