Ny hanao ny sitrakao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lpsv Ny hanao ny sitrakao Andriamanitra oh no tiako
Raha mbola velona aho sy miaina koa
Hanoa ireo didinao , hiaina amin'ny Teninao
Ireo andro sisako hanompoako Anao
Ref:
Tantano aho tsy hivily tsy mba hania
Fa Ianao Jesosy oh, no hitarika ny dia
Tohano aho, tefeo sy iasao
Mba ho fanaka mitondra ny Anaranao
Hitory ny Fitiavanao amin'ireo manodidina ahy
Handeha aho n'aiza n'aiza dia handroso ilcfa ho sahy
Eny holazaiko izany hatrany am-paran'ny tany
Dia lay famonjena vitanao ho anay
htwlbpr
Ref: ....
Ny handova 'lay tany vaovao Tompo oh no faniriako
Hahazo ilay amboara izay napetrakao
Mba hitoetra andro lava aho ao an-dapanao
Eo an-tratranao ity zanakao
Ref:....x2
Ho mpanompo mahatoky eo imasonaoo
Raha izaho Ray oh dia hanao ny tononkira.serasera.org sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 498
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sanda825
Daty : 21/11/2024 14:17
