Matokia (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maloka ve ny andronao anio
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza orusfd dia mamoy fo izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny tononkira.serasera.org nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro ireo zavatra hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao vhxei atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao idlqzvmo am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, malalany asan’ny tanany
Halahelo, sento tomany
Mameno ny fiainanao
‘Lay masoandro nantenainao fa hiposaka izay
Toa maizina indray ilay mazava izay nandrandrainao
Lalan-tsara no itondrany anao
Ka aza orusfd dia mamoy fo izao
‘Hajanony hatreo ireo tebitebinao
Jesosy no efa hiady ho anao
Réf :
Matokia fa Izy eo miantoka anao
Ny ràny, nafoiny tononkira.serasera.org nanavotany anao
Maminy, tiany sarobidy Aminy
Ka aza manahy, Izy momba anao
‘Lay naharesy izao tontolo izao
Sarotra ve raha ny niainanao
Fahoriana, fijaliana, diavinao izao
Maro ireo zavatra hoe nandratra ny fonao
Mavesatra ve ny entanao vhxei atolory indray izao
Mitrakà raiso Izy ao idlqzvmo am-ponao
Hanafaka ireo tsy mahasoa
Zanany ianao, malalany asan’ny tanany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 296
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sanda825
Date : 29/08/2025 17:23
