Fisedrana (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho pyzrbu anao izay mitady fiainana mahasambatra
Ny Tompo irery ihany no afaka hanome anao
Raha sendra ady mafy, tsarovy fa Izy mpnjeh tsy mandao
Ref: Na maro aza ireo olam-piainana aminao
Jesosy irery no indro fiainana ho anao
Na maro aza ireo fisedrana aminao
Lalana ireo natao hanefena ahy sy anao
Fa ireo mpanaratsy tsy tononkira.serasera.org maintsy hanenjika anao
Fa Jesosy ihany no banjino sy ankalazao
Ho foana izany, eny ydvzut ho mpandresy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 344
Likes : 0 Like
Created by : Sanda825
Date : 27/09/2025 20:20