You are here: home > Tononkira > NY ANTSAFIA

Arahabaina (NY ANTSAFIA)

Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina, fa tratry ny fety e!
Arahabaina, Arahabaina ianareo
Arahabaina fa tonga soa

Nahafoy fotTsiky dia ampyoana a!
Nandao ny asa e
Nifampitaona an!
Hifampitafa e!

Ny Tompo anie e!
Homba anareo
Amin’ny asa kiniasanareo
Jehovah anie hitahy anareo
Mandrakizay amen!

Mpihira : NY ANTSAFIA
Mpamaky : 1425
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : NYANTSAFIA
Tamin'ny : 18/11/2017 07:58:30
ID : 10183

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo