Vol 2. NY HAKANTONAO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :
(Sal punqbi 8:4-6)
“ Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra gjizo izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.” And 5
---------------------------------------------------------------------
FITIAVANA IANAO RY RAY
RESY LAHATRA AHO
KANTO tononkira.serasera.org IANAO RY RAY
DERA ANIE vfkjslh HO ANAO
1. Inona ny olombelona no ahatsiarovana azy
Fa nataonao mba hanjaka
Amin’ireo asan’ny tananao
2. Ny lanitra sy ny tany milaza ny herinao
Ireo zava-boahary isan-karazany
Dia manambara avokoa ny hakantonao
3. Ry olona ô: tsarovy anio izao ambarako izao
Io tontolo iainanao io mba kajio
Fa endriky ny hatsàran’ny Tomponao
Tonony sy Feony : RAOBELINA Lalanirina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 2434
Likes : 0 Like
Created by : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:28