Vidin-kisoa (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niverina indray ity ny kirisimasy
Zaho very hevitra mangahiahy
Vidin-kisoako efa tamin'ny tononkira.serasera.org taon-dasa
Tsy azo
Notakiako mora amin'ny tenin'olon-kendry
Niangavy mihitsy aza aho ppsfm hoe mba omeo
Inona akory fa daroka sisa tsy azo.
Ilay vidin-kisoako
Ilay vidin-kisoako
Ilay vidin-kisoako efa ilaina aiza moa e
Kisoa lahy maventy be ohatran'ialahy
Avereno a
Nanasatra ahy
Pata a!
Nalefa nitaky indray ravady
Tsisy izahay txgbyae ao na ho atokona aza
Sosisy masiso no nentiny avy any
Marary
Nanafatra i Pata hoe tsarovy tsara
Miala amin'ilay vola iny manaova kajy
Tongava rahampitso raha mbola ho ampiana
Marary
Ilay vidin-kisoako
Ilay vidin-kisoako
Ilay vidin-kisoako efa ilaina aiza moa e
Kisoa lahy naventy be ohatran'ialahy
Avereno wah
Nanasatra ahy Pata a!
Ny nafitsok'i CB aza spczijjg no tsy hitanareo
Nopepopepoiny aho raha nitaraina teny
Allez ialahy mody hoy izy dia niala
Ndana miompy hafa indray
Mba sanabavy
Tsa nety azo
Sanabavy lereto a
Tena izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 29/09/2024 14:59