Torimaso (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jiro kely iray
No nirehitra tao anatiko zkupgmtd
Ao anatiko ao
Injao fa tononkira.serasera.org midoboka ilay fo
Ny halina ety
Miantso torimaso mamy dtzwnmw
Ny haizina ety
Efa mandrakotra ny tany
Ritsoka malemy
No reko avy any ivelany
Efa renoky ny tory ny voary manontolo
Tsiaro manjavozavo no fnro mijanona ho ahy
Ny saiko kosa efa ngolin-torimaso re !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 3327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 04/09/2006 14:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5224