Torimaso (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jiro kely iray
No nirehitra tao anatiko
Ao anatiko ao
Injao fa midoboka ilay fo
Ny halina ety
Miantso torimaso mamy
Ny haizina ety
Efa mandrakotra ny tany
Ritsoka malemy
No reko avy tononkira.serasera.org any ivelany
Efa renoky ny rhdsjedy tory ny voary manontolo
Tsiaro manjavozavo no mijanona ho ahy
Ny saiko kosa efa vurwz ngolin-torimaso re ! vewrg

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 3377
Likes : 0 Like
Created by : gasikeli
Date : 04/09/2006 14:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307