Torimaso (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jiro kely iray
No nirehitra tao anatiko
Ao anatiko zentlixl ao
Injao fa midoboka ilay fo
Ny halina ety
Miantso torimaso mamy
Ny haizina ety
Efa mandrakotra ny tany
Ritsoka malemy zalo
No reko avy any ivelany
Efa renoky ny tory ny tononkira.serasera.org voary manontolo
Tsiaro manjavozavo no leqmips mijanona ho ahy
Ny saiko kosa efa ngolin-torimaso re !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nono
Visites : 3330
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 04/09/2006 14:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437