Soga kely (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soga kely, rovidrovitra
No mba hany teny an-kodiny
Tsy mba tononkira.serasera.org nisy kely akory
Bodofotsy notinafiny
Ka misento ny kqxkm ao am-po

Mangatsiaka exqbh re ny andro
Mamanala be tokoa
Fa nilaozan’ny masoandro
Mamirifiry hatrao am-po

Fa raha mandalo trand any ianao
Azafady re mba lazao
Izy hono hoe tsy maninona tsy akory
K’aza malahelo foana
Fa mbola ho avy ny fotoana
Hiverenany indray (indray)
Amin’izay fotoana izay
Ny androm-pihafiana
Ny rivo-pijaliana
Ho efa lasana avokoa
Avokoa, avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 5197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/09/2002 10:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1052