You are here: home > Tononkira > Nono

Ilay masoandro (Nono)

Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto, mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao tononkira.serasera.orgianareo nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Mpihira : Nono
Mpamaky : 15066
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 26/10/2001 21:10:24
ID : 144

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo