You are here: home > Tononkira > Nono

hafahafa ny andro anio (Nono)

anikeo vao maraina
no nahafantarako anao
ny tebitebin-tsaina nameno ny fiainanao
noezahiko esorina aminao
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

anikeo vao maraina
no nahitako anao
ny hahihahiko nameno ny fianakTsiky dia ampyo
efa noesorinao avokoa
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

nitety tany (nitety tany)
hanonona vavaka (hanonona)
hikalo hira vaovao
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
izaho sy ianao (izaho sy ianao)
fa andro : "hafahafa ny andro anio"

Mpihira : Nono
Mpamaky : 3189
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : angovo
Tamin'ny : 26/08/2004 22:47:25
ID : 2582

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo