Bedy foana (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nanomboka ari-saina aho, nanomboka ny hoe
Izao sy izao no tsy azonao atao tononkira.serasera.org ka
Mitandrema, mitandrema ianao !
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Mbola bedy foana jydafjbp aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Nony kelikely foana, dkmelmnw vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra svzjbw nandraranao ahy
Tezitra ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao
Izao sy izao no tsy azonao atao tononkira.serasera.org ka
Mitandrema, mitandrema ianao !
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Mbola bedy foana jydafjbp aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Nony kelikely foana, dkmelmnw vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra svzjbw nandraranao ahy
Tezitra ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao
--------
Rohy:
