Bedy foana (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nanomboka ari-saina aho, nanomboka ny hoe
Izao sy izao no tsy azonao atao ka
Mitandrema, mitandrema ianao tononkira.serasera.org !
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny hgrbm fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Tezitra sghfze ianao fa nivily aho
Tapitra tarangana ny qyhl fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao

--------
Link: