Bedy foana (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nanomboka ari-saina aho, nanomboka ny hoe
Izao sy izao no tsy azonao atao ka
Mitandrema, mitandrema ianao !
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao fa yaryyrtt nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Tezitra ianao fa nivily tononkira.serasera.org aho
Tapitra xjne tarangana ny fitokisanao ahy
Hono pupkznm ho'aho, aiza no alehako.
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao
Izao sy izao no tsy azonao atao ka
Mitandrema, mitandrema ianao !
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao fa yaryyrtt nivily aho
Tapitra tarangana ny fitokisanao ahy
Hono ho'aho, aiza no alehako.
Nony kelikely foana, vetivety monja
Nitangongongongo nitangorona nanonja
Ditra nandraranao ahy
Tezitra ianao fa nivily tononkira.serasera.org aho
Tapitra xjne tarangana ny fitokisanao ahy
Hono pupkznm ho'aho, aiza no alehako.
Mbola bedy foana aho, mbola bedy foana aho
Izaho anefa mba nikaroka niezaka
Hankatò ny teninao
Tezitra ianao
--------
Lien:
