Nge ho tara (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aia tsika raona malaky sao tara
Fa otpujbx hoavy ny Tompo
Aza variana amin’izao fa tononkira.serasera.org tariho ny ankohonana
Ho any am-piangonana
Malakilaky sao de tara, sao de tara
Ny fiavian’ny Tompo
Aza variana ianao sao de tara
Hitsena ny Tompo
Ho anao ‘zay mbola variana amin’ny smpa fiainana izao
Mba mihetseketseha
Aza manjehy ny andro ho lava tapaho ny hevitsao
Fa vcrmiash sao de tara
A/C : Nesto

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 15:26