Miangavy (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo hwjyjdd ô miangavy aminao aoreno mafy ny finoako
Hahaizako mitampify eo ambany elatrao
Ray ô miangavy aho ka mitalaho
Mba henoy zao antsoko izao
Fa maro tokoa anie ny fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy hanosika any andavaka x2
Nefa iriko Ray ô dia ny tananao mahery
No mba hialofako ka dia tononkira.serasera.org tsy ho very
Tompo ô miandrandra aminao esory amiko ‘reo haratsiana
Mba hahaizako maneho ny voninahitrao
Ray ô miangavy aho ka mitalaho
Mba ltvpwy valio raha toa sitrakao
Fa maro tokoa anie ny bebz fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy hanosika any andavaka x2
Nefa iriko Ray ô dia ny tananao mahery
No mba hialofako ka dia tsy ho very
A/C : Aina

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto
(
06/05/2025 11:29)
nomia
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Visites : 392
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:29