Finoana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tanyMandalo ihany
Aza variana amin’izao ianao
Maro nyfakam-panahy mety hahazo anay
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo iza
Fa mandalo ny ety an-tany
Ka hahazony mafy ny finoanao x2
F’izany no mahavonjy anao
Ny zavatra rehetra hitan’ny maso
Manam-petra sady tsy mahasoa
Manintona ny fijery sy filàn’ny nofo
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo izao
Fa mandalo ny ety an-tany x2
Fa hahazony mafy ny finoanao
F’izany no mahavonjy anao
A/C : Nesto
--------
Link:
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 177
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/05/2025 12:56
