SINTONY AHO (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sintony aho anilanaoHe mitalao henohinao
Eo irery ihany no mamiko
Ny eto an-tany tsy mahafa-po x2
Tompo malala anilanao
Eo tsy hiala tokiko izao
Mahita indrindra ny tavanao
Mandram-pifindra any @nao x2
Eny tsy ho ela hafoy ity
Sady havela fa hoariana
Hanatri-tava ilay tompo tia
Eo lalandava eny doria x2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)Visites : 1579
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:33