SALAMO 92 (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara loatra e, ny midera Anaony ankalaza ny anaranao
Ry Avo indridra o
Fiadanana no ato amiko
fahasoavana tsy miala amiko
ka dera ho anao
ref : ny anambara ny famidram-ponao
sy ny fahamarinanao Jesosy noho ny alina
indro aho mamboraka ny fifaliako Aminao
ka dia resy lahatra aho fa ianao no Andriamanitro
Mihobia hoan'ny Tompo ianao
hazandrato ny feo mihirà,
mankalaza
Fiadanana no ato amiko
fahasoavana tsy miala amiko
ka dera ho anao
ooo oo oooo
ooo oo oo
hasandrato ny feo New life OIA
hasandrato ny feo New life OIA
hasandrato hasandrato ny feonao mihirà OIAAAA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)Visites : 893
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:34