Mifona e (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hitako ny sandrinao
Mitsotra mba handray ahy
Izaho anefa tononkira.serasera.org dia nandà
ilay fitiavanao mamy hatrizay
N'aiza n'aiza toerana aleha
N'inona n'inona koa izay yngtmou natao
Dia hita foana foana ianao
Tsy mba nihevitra ny handao
Tsy nijery ny adalako
Te hamela ny fahotako
Tsy nijery ny adalako
Te hamela ny fahotako

Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hiverina aminao aho
Mifona re mamela
Ity ny foko hanjakao
Raiso aho ry TOMPO MALALA
Hiaraka dia hiray saina FANAHY
Hankalaza koa ny shakqs asanao
Hidera anao ANDRIAMANITRA
Hanandratra ny VONINAHITRAo
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso yvegzjd re
16 avril 2026

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 30/06/2026 16:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297