Mifona e (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hitako ny sandrinao
Mitsotra mba handray ahy
Izaho anefa dia nandà
ilay twxcpf fitiavanao mamy hatrizay
N'aiza n'aiza toerana aleha
N'inona n'inona koa izay natao
Dia hita foana foana ianao
Tsy mba nihevitra ny handao
Tsy nijery ny adalako
Te hamela ny fahotako
Tsy nijery ny tononkira.serasera.org adalako
Te hamela ny fahotako

Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re

Hiverina aminao aho
Mifona re mamela
Ity ny foko hanjakao
Raiso aho ry TOMPO MALALA
Hiaraka dia hiray saina FANAHY
Hankalaza koa ny asanao
Hidera anao ANDRIAMANITRA ntcoa
Hanandratra ny VONINAHITRAo
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Inty aho JESOSY o
Vonona hanaraka ANAO
Mifona e mamonje
Ry JESO O raiso re
16 avril 2026


szczi

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NAINA
Visites : 141
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SGAV
Date : 30/06/2026 16:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381