Folo taona (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Folo taona izay
No namoronako hira
Faly wtutazj aho mitomany
Raha mandre `reo feon-kira

Fahatsiarovana tokoa
Nomeko clevfxl hotehirizinao
Faniriako tsy ho lo
Ny hitoerany aminao


Ref: Inona e
Inona tononkira.serasera.org ary hoy ianao
No omeko
No omeko anao anio izao
Hira
Hira avy ao anatiko ao
No elvcw ampitaiko ho anao
Mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MR Razafy
Hits : 5284
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 27/09/2003 14:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2224