Ilay Jesosy Tompo (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Jesosy Tompo no nanolotra ny ainy mba hamonjy anao
Nohon’ny fahotana sy ny adalana izay namatotra anao
Koa miverena ary manenena amin’ireo ratsy natao
Mbola tiany ianao , zanany ianao, matokia iaco fa tsy ho very ianao
Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kapoka ianao
fa sao hanenina rahatrizay
Io ilay famonjena tsy mba nosandaina vola fa nomeny anao
Izy irery ihany no navita izany mba ho ahy sy ho anao
Ny fo mankahala ,aoka ho sasana ka miova izao anio izao
Izy miandry anao hanadio anao maneke f’izy handray anao
Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kbzm kapoka ianao
fa sao tononkira.serasera.org hanenina rahatrizay
A/C : Tina'S ( sols RANDRIANARIJAONA )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVisites : 452
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:13