Ilay Jesosy Tompo (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Jesosy Tompo no nanolotra ny ainy mba hamonjy tononkira.serasera.org anao
Nohon’ny fahotana sy ny hoyxvq adalana izay namatotra anao
Koa miverena ary manenena amin’ireo ratsy natao
Mbola tiany ianao , zanany ianao, matokia fa tsy ho very ianao

Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kapoka ianao
fa sao hanenina rahatrizay

Io ilay famonjena tsy mba nosandaina vola fa nomeny anao
Izy irery ihany no navita izany mba ho ahy sy ho anao
Ny fo wyolrm mankahala ,aoka ho sasana ka miova izao anio izao
Izy miandry anao hanadio anao maneke f’izy handray anao

Refrain :
Aza miandry kapoka ianao
Sao hanenina rahatrizay
Aza miandry kapoka ianao
fa sao fswvmlg hanenina rahatrizay

A/C : Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina
Hits : 500
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371