TILY ANDEHA HILASY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tily andeha hilasy ka velon-kira fa hilalao
Miara-mientana wjpl ywtegvp mantsy ka tsy mba misy mifandao
Na dia lavitra aza ny lalan-kely mbola haleha
Tily ka tsy mba kivy na aty ala maizim-be
Hiran'ny Tily manako Toy ny lamako tsy mba miato
Tily andeha hilasy ire ka falifaly fo
Tily miara-mamindra ka hehy mirindra fa hilalao
Lasy mifindrafindra tsara indrindra no atao
Na dia tononkira.serasera.org mideza aza ny fiakarna zay haleha
Tily djzsywk mihirahira na avy aza ny oram-be
[Hiran'ny Tily manako toy ny lamako tsy mba miato
Tily handeha hilasy ireo ka falifaly fo] *2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 1919
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17