Ampidiro aloha ny tenimiafina
TILY ANDEHA HILASY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
itwl Tily andeha hilasy ka velon-kira fa hilalao
Miara-mientana mantsy ka tsy mba misy mifandao
Na dia lavitra aza ny lalan-kely mbola haleha
Tily ka tsy mba kivy na aty naaqvfx ala maizim-be
Hiran'ny Tily manako Toy ny lamako tsy mba miato
Tily andeha hilasy ire ka falifaly fo
Tily miara-mamindra ka hehy mirindra fa hilalao
Lasy mifindrafindra tsara indrindra no atao
Na dia mideza aza ny hxrtc fiakarna zay haleha
Tily mihirahira na avy aza ny oram-be
[Hiran'ny Tily manako toy ny lamako tsy mba tononkira.serasera.org miato
Tily handeha hilasy ireo ka falifaly fo] *2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 2092
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17