MPANAZAVA TAFAJORO (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Mpanazava tafajoro, miasa tsy manahy
Vonona hivoatra, hikolo, saina tena sy fanahy
Ny handresy lala-dava antenainay
Fa mahery sy mazava lay JeTsiky dia ampysosinay

Lamakoy hanakoako hanaporofoina
Fa tsy miova tsy miato ny tangan-kevitra hijoroana
Ny Hanompo ilay Jesoa ary hanampy ny hafa
Hiasa ho an'ny Nosinay Gasikaranay

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 534
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 18/07/2020 08:17:48
ID : 12899

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo