MPANAZAVA TAFAJORO (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanazava tafajoro, xysi miasa tsy manahy
Vonona hivoatra, hikolo, saina tena sy fanahy
Ny handresy lala-dava antenainay
Fa mahery sy mazava lay Jesosinay
Lamakoy hanakoako hanaporofoina
Fa tsy miova tsy miato ny tangan-kevitra hijoroana
Ny Hanompo ilay Jesoa ary hanampy ny tononkira.serasera.org hafa
Hiasa bpgayd ho an'ny Nosinay Gasikaranay hvrk

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVisites : 1603
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17