MPANAZAVA TAFAJORO (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanazava tafajoro, miasa tsy manahy
Vonona hivoatra, hikolo, saina grmqk tena sy fanahy
Ny handresy fnpttdxs lala-dava tononkira.serasera.org antenainay
Fa mahery sy mazava lay Jesosinay
Lamakoy hanakoako hanaporofoina
Fa tsy miova tsy miato ny tangan-kevitra hijoroana
Ny Hanompo ilay Jesoa ary hanampy pnimuh ny hafa
Hiasa ho an'ny Nosinay Gasikaranay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1703
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17