MBA JEREO NY LAMBANAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Mba ngldusg jerenareo reroy, jereo ny lambanay.
Toy ny lambanay reroy, jerenareo ange
Asampina miankavia, alefa mankaty
Jereo ny lambanay, jerenareo ange
2. Havanana indray izao, raiso ny lambanao
3. sxnwmn Toy zao indray ny foladroa, mankaty mankatoa
4. Toy zao indray ny folakila, alefa mitolila
5. Asampina tahaka izao, ka dihy no atao. dimwc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoharifetrahaja
Daty : 21/01/2023 05:59