LALANA TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Ny tily Ny tily ny tily
Tokan-teny, mahatoky
vonona hanasoa namana
Havan'ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo
Manaja olona sy antra biby
tia madiniktononkira.serasera.orga zava-maniry
Mpakanto ary mihira sy mitsiky raha sendra ny sarotra
sahy, mahery fo, maharitra amin'ny asany
madio tena eritreritra fiteny sy fihetsika ny Tily
ka toujours prĂªs

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 561
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 13/07/2020 17:17:33
ID : 12882

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo