KALON'NY SAHY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Na rivo-mamanala, na ranon'erika aza re
tsy misy mahatana izany dianay
Ny tendrombohitra avo dia hotetezinay
Ny lohasaha sy alabe dia hozahanay avokoa

Na fotaka mandrevo, ny karaobato koa re
Tsy misy mankaleo fa vonona izaTsiky dia ampyhay
Ny Tily tena sahy tsy manana ahiahy
Fa mizotra an-kasahiana fa efa zatra fihafiana

Ireo sakaiza maro, fadiranovana mijaly
Noho ny fahantrana mianjady aminy
No miandry antsika Tily hanafaka azy iero
Satria ny fanekena re hoan'izao tontolo izao!!

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 439
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 24/07/2020 22:05:26
ID : 12912

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo