KALON'NY SAHY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na rivo-mamanala, na ranon'erika aza re
tsy misy mahatana izany dianay
Ny tendrombohitra avo dia hotetezinay
Ny lohasaha sy alabe dia hozahanay avokoa
Na fotaka osya mandrevo, ny karaobato koa re
Tsy misy mankaleo fa vonona izahay
Ny Tily tena sahy tsy manana ahiahy
Fa mizotra an-kasahiana yqnh fa efa zatra fihafiana
Ireo sakaiza tononkira.serasera.org maro, fadiranovana mijaly
Noho ny fahantrana mianjady aminy
No miandry antsika Tily hanafaka azy iero
Satria zbuafx ny fanekena re hoan'izao tontolo izao!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 25/07/2020 00:05