HIRAN'NY TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

Indreto vonona izahay antoko Tily Malagasy
Ny Tily Malagasy Tomady
Hiezaka tokoa ho olombanona
Ho voninahitry ny Tanindrazanay Madagasikara

Ry Tompo ô ny Taninay mba Tsiky dia ampyraisonao sy hanjakao
Ho olonao anie ny Malagasy
Hampandrosoy sy hatanjaho ny Nosinay
Ry Tompo ô tahio ny Tanindrazanay Madagasikara

Tonony: Filoha RANDRIA
Feony: RADO ( Georges ANDRIAMANANTENA)

Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Mpamaky : 1019
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 18/07/2020 08:17:33
ID : 12890

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo