FANEKENA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anatrehanao ry Ray
no ekeko izao
Hanompo Anao mandrakizay
dia ho Anao

Ref: Ny tena sy ny saina, sy ny Fanahy
Hibanjina aifytds tononkira.serasera.org lay qebjdoa aina nomenao ahy (Fa lehilahy)

Ho tia ny fireneko
no ekeko izao
Ny antsony dia reko
Miantso izao

Ref:...

Fitiavana ny namana
No ekeko rupl izao
Na ory na ny manana
Mitovy izao

Ref:...

Ireo lalàna folo
no toaviko
Izaho no ijoro
Tsy laviko

Ref:....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Visites : 4167
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 13/07/2020 19:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439