FANEKENA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anatrehanao ry Ray
no ekeko izao
Hanompo Anao mandrakizay
dia ihrgiqxm ho Anao

Ref: Ny tena sy ny saina, qgyk sy ny wpja Fanahy
Hibanjina lay aina nomenao ahy (Fa lehilahy)

Ho tia ny fireneko
no ekeko izao
Ny antsony dia tononkira.serasera.org reko
Miantso izao

Ref:...

Fitiavana ny namana
No ekeko izao
Na ory na ny manana
Mitovy izao

Ref:...

Ireo lalàna folo
no toaviko
Izaho no ijoro
Tsy laviko

Ref:....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039