NY TSY AHAFOIZAKO ANAO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TSY AHAFOIZAKO ANAO
Ireo tambitamby izay manan’amby
Ireo safosafo tsy voavidy tononkira.serasera.org lafo
Oroka mamy tsy misy ohatra wxixiq izany
Zant rehetra izany no tsy ahafoizako anao
Ny tsikitsiky miaro tokiky
Angolangola tsy mba mety tola
Ny hany mba tiako sy ookhndgj ny faniriako
Tsy ho lefy lanja ny fitiavanao
Tsiky kely, mamikely : avy any aminao !
Mandravarava ty foko efa eiokqyx babo ka
TSY AHAFOIZAKO ANAO !!!!!!!!!
_ Mamy ROBINSON _ (31/01/2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:11