AOKA HITOVY ZO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AOKA HITOVY ZO
Izaho tsy te hahita intsony tanimboly may sy kila
Ary zaza menavava izay minono yiqc tratra fisaka
Na ny kopaka mosara ataon’izato miaramila
Ho fanaovana veloma itsy reniny mangitaka
… Izaho tsy te ycfqqx handre intsony fitiavana mijaly
Na ray miari-tory fa niasa ka tsy ambinina (2)
Na ankizy tratra hariva hanati-barin’ny hopitaly
Na feon-tsarety mikodia sasak’alin’ny ririnina
Raha tiako ny hahita tanimboly feno vony
Zazakely dongadonga, reny tsy hilaozan-janany,
Olon-droa mifankatia, ray tsy miari-tory intsony,
aqtbc tononkira.serasera.org Aoka hitovy ZO ’zahay, … dia ho to ny fiadanany.
_ Fanja ANDRIAMANANTENA _

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 19/05/2023 08:33