Ianao no Fidiko (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no fidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo cyvsx k’aza lavina

tononkira.serasera.org          Atolotro anao e, ho anao irery
          Hataka ihany anefa fa expm tsy an-tery
          prmfmdl Aza atositosikao raha tsy anjara
          Adinoy fotsiny eny fa tantara

Ianao ....

          Atolotro anao ....  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351