Sabinah (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tera-dahy Sabinah
Aza ny aban'i tsaika e
Hisaorana ny zanahary e
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Hihaza 'lay trandraka ho ahy
raha mody ny aban'ny zaza
Mitondra longoza sy vary
omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama acsqzbg tsara
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Raha mody ny sgqzaegm aban'ny zaza
Mandalo ao txqbsp amin' i Leeng sinoa
Mitondra ronono amin'ny boaty e
Omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : RAKOTOMANGA Bebey
Aza ny aban'i tsaika e
Hisaorana ny zanahary e
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Hihaza 'lay trandraka ho ahy
raha mody ny aban'ny zaza
Mitondra longoza sy vary
omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama acsqzbg tsara
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Raha mody ny sgqzaegm aban'ny zaza
Mandalo ao txqbsp amin' i Leeng sinoa
Mitondra ronono amin'ny boaty e
Omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : RAKOTOMANGA Bebey
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 2486
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 03/12/2015 09:22
