Làlana mankaiza? (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tsy mba nifampikitika
Varina toa nifampijery
Ireo izy roa manipitsipika
Mitady làlana fa very  

   Fa làlana,làlana mankaiza
  tononkira.serasera.org  No mankany amin’ny fitia ?
   Fa làlana,làlana avy aiza
   No tsy mba nandalo tety(2fois)?

Ireo izy roa toa oriory
Lanonana toa malahelo
Nihitsoka tanaty boribory
Kotsakotsa tsy nanana elo

   Fa orana,orana avy aiza
   No manamando izato tany? ngzyx
   Fa izy chjbxj roa mba mangetaheta
   Aiza ny làlana mankany?(2fois)  cjotbwm

Avo dia avo ny feony(3fois)
Ka mamangy lanitra

   Fa làlana,làlana mankaiza
   No mankany andanitra any?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 4940
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/02/2002 16:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412