Ilay Dimbaka kely (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampahonena ilay wdpbn dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy mba nitia Tandrimo na Kanety
Fa nankafihy ny fangala-pihery

(Fangala-pihery hafahafa)4
aweppoo  Ny azy ange

Nentiny ny Ankizivavy
Hianatra ny fangala-pihery
Kely dia nahay sahady
Ny kilalao tononkira.serasera.org tsy nisy mpijery

(Fa nankafihy fangala-pihery
  Fangala-pihery hafahafa)2
  Ny azy ghoad ange

Kely any izy,kely any izy a!
(Kely any izy dia efa Vetaveta be)2

  (Fa nankafihy fangala-pihery
   Fangala-pihery hafahafa)2
   Ny azy ange!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lolo sy ny tariny
Hits : 3816
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/03/2002 22:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359