Fitia (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia feno tsy mba nanalana
Io no natolotro anao
Ka ny ho sambatra no fikasana
F’efa eo ankaikinao
Hay ny fonao misy efitra
Tany ambadika tany
Ka na nataoko aza ny handefitra
Toa tsy ho tantiko izany
(2fois): Azafady aho fa hiala aminao
tononkira.serasera.org Na dia efa maro aza ny efa natao
Fa raha fitia tsy matotra
aefym Aoka sao mamatotra unqg
Raha tsy qfqh niteny aho dia angamba ho diso
Fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa hatao risoriso
Iza no nanam-po
Reo teny-mamin’ny fiarahantsika
Teo imaso dia hoe
Hay ty ianao ty ka joko-tsorika
Mody mba hendry be
(2 fois): Izaho akory tsy hamaly faty
Na hitahiry alahelo anaty
Fa ny amintsika tsy afak’hitohy
... samia mamoy .
Io no natolotro anao
Ka ny ho sambatra no fikasana
F’efa eo ankaikinao
Hay ny fonao misy efitra
Tany ambadika tany
Ka na nataoko aza ny handefitra
Toa tsy ho tantiko izany
(2fois): Azafady aho fa hiala aminao
tononkira.serasera.org Na dia efa maro aza ny efa natao
Fa raha fitia tsy matotra
aefym Aoka sao mamatotra unqg
Raha tsy qfqh niteny aho dia angamba ho diso
Fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa hatao risoriso
Iza no nanam-po
Reo teny-mamin’ny fiarahantsika
Teo imaso dia hoe
Hay ty ianao ty ka joko-tsorika
Mody mba hendry be
(2 fois): Izaho akory tsy hamaly faty
Na hitahiry alahelo anaty
Fa ny amintsika tsy afak’hitohy
... samia mamoy .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 6678
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/11/2005 17:38
