Fitia (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia feno ytsxo tsy mba nanalana
Io no natolotro anao
Ka ny ho sambatra no fikasana
F’efa eo ankaikinao
Hay ny fonao misy efitra
Tany ambadika tany
Ka na nataoko aza ny handefitra
Toa tsy ho tantiko izany
(2fois): Azafady aho fa hiala aminao
nsxvh Na dia efa maro aza ny efa natao
Fa raha fitia tsy matotra
tononkira.serasera.org Aoka sao mamatotra
Raha tsy niteny aho dia angamba ho diso
Fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa hatao risoriso
Iza no nanam-po
Reo teny-mamin’ny fiarahantsika
Teo imaso dia hoe
Hay ty ianao ty ka joko-tsorika
Mody mba hendry be
(2 fois): Izaho akory tsy hamaly faty
pscclgts Na hitahiry alahelo anaty
Fa ny amintsika tsy afak’hitohy
... samia mamoy .
Io no natolotro anao
Ka ny ho sambatra no fikasana
F’efa eo ankaikinao
Hay ny fonao misy efitra
Tany ambadika tany
Ka na nataoko aza ny handefitra
Toa tsy ho tantiko izany
(2fois): Azafady aho fa hiala aminao
nsxvh Na dia efa maro aza ny efa natao
Fa raha fitia tsy matotra
tononkira.serasera.org Aoka sao mamatotra
Raha tsy niteny aho dia angamba ho diso
Fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa hatao risoriso
Iza no nanam-po
Reo teny-mamin’ny fiarahantsika
Teo imaso dia hoe
Hay ty ianao ty ka joko-tsorika
Mody mba hendry be
(2 fois): Izaho akory tsy hamaly faty
pscclgts Na hitahiry alahelo anaty
Fa ny amintsika tsy afak’hitohy
... samia mamoy .
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 6615
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 14/11/2005 17:38
